Entrée tsinjara (zara)
Partie du discours nom
Définition malgache Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
¶ Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/10/02