Entrée tsipaky ny hehy (tsipaka, hehy)
Partie du discours expression
Définition malgache miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka [Rajemisa 1985]

2010/06/26