Entrée | 1 tsipelina |
Partie du discours | 2 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" 5 [1.13] fomba fanoratra manaraka fitsipika |
Explications en français |
6 [1.13, 1.5] orthographe |
Exemples |
7 [2.445#] Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. 8 [2.117#] tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. |
Vocabulaire |
9 Linguistique |
Synonymes | 10 fitsipipanoratana |
Anagrammes | 11 natsipeli, pañilitse, tsipelina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |