Entrée | 1 tsitoavina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1] |
Exemples |
4 Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48]
|
Vocabulaire | 5 Botanique: arbre |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |