Entrée tsitsika
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana. [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano] ozona [Rakotosaona 1972]
Dérivations  

Entrée tsitsika
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] Patsaben-dranomamy [Rajemisa 1985]
   [Tanosy] orana (hazandrano) [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

2009/09/01