| Entrée (1/2) | 1 tsolotra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo"
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a bribe
[1.7] |
| Explications en français |
5 pot-de-vin; dessous-de-table
[1.8] |
| Analogues | 6 Gaka, 7 kolikoly, 8 tranon' afokasoka |
| Entrée (2/2) | 9 tsolotra |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 Fandrosoana sy fihemorana miverimberina.
[1.1] |
| Explications en français |
12 action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent
[1.3] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 14 tsolotsolotra |
| Combinaisons | 15 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tsolotra |
| Anagrammes | 16 lotsotra, tsolotra |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|