Entrée tsongotsongo (tsongo)
Partie du discours nom
Traduction française duplicatif fréquentatif [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Raha araka ny hevitry ny mpahoratra ity anefa, dia tsy tokony hasehon' ny mpamoaka mihitsy ireny tsongotsongo teny sy filamboa tsy ary ireny, satria toa fampiderana fahaizana sy toa fanebahana ny tsy fahaizan' ilay mpangataka fotsiny, fa tsy misy antony hafa akory; [Rasamuel: Fanambadiana]

Mis à jour le 2020/07/31