|
|
|
|

Entrée 1  tsontsa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
Explications en français  4 Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Exemples  5  Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69#279]
6  Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Dérivés 
Noms :
Combinaisons  8  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/26