|
|
|
|

Entrée 1  tsotsotra
Radical  2 tsotra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4 [duplicatif] [1.3#796]
Exemples  5  Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117#105]
6  Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332#8]
7  Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643#161]
Combinaisons  8  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/26