Entrée tsy hita avanavana (tsy, hita, avanavana)
Partie du discours expression
Définition malgache any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise used of something that is unique. [Richardson 1885]
Définition française innombrable [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 complètement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Exemples tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [Rahajarizafy: Filozofia, page 19]

2019/08/17