Entrée tsy mahalala tsy misy (tsy, lala, isy)
Partie du discours locution
Définition malgache ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31