Entrée tsy maintsy
Mots élémentaires tsy ; maintsy
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny enti-milaza fa ilaina tsy azo avala ny fanaovana zavatra iray (eo aorian' ny "tsy maintsy" dia azo atao milaza ny ankehitriny na milaza ny ho avy ny matoanteny arakaraka ny hevitra tian-kolazaina): Tsy maintsy ataoko ity asa ity izao ihany ~ Tsy maintsy hovangiakony reniko rahampitso [1.1]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/01