|
|
|
|

Entrée1  tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Mots élémentaires  2 tsy, 3 mandady, 4 hazo, 5 fantatra
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12