|
|
|
|

Entrée1  tsy mataho-tody
Mots élémentaires  2 tsy, 3 matahotra, 4 tody
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 olon-dratsy tokony hatahorana satria tsy matahotra ny hanao ratsy anao izy noho izy tsy matahotra tody [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12