Entrée tsy misy kitotony (tsy, isy, kitoto)
Partie du discours expression
Définition malgache Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy
¶ Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [Rajemisa 1985]
Définition française qui n'a plus de prix, qui est en désordre, dédaigné, abandonné [Abinal 1888]

2013/01/28