Entrée tsy satry (tsy, satry)
Partie du discours expression
Définition malgache tsy araka ny sitrapo, tsy fidiny: Tafatsangana tsy satry aho nahita ny vary nandroatra [Rajemisa 1985]

2012/10/03