Entrée vahonolona
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31