|
|
|
|

Entrée1  vainga
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes passifs :
4  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana.
Explications en français  10  [1.13] solide, masse
Synonymes  11  vaingana, vaingavainga

Anagrammes  12  angavy, avangy, ivañga, vainga, vangay, vangia

Mis à jour le 2025/08/10