Entrée vakin > vaky
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko
Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha
Miseho: Vaky masoandro
Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony
Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona
Mitovy hevitra: manamika ~ misaraka ~ mitsefoka ~ mivava ~ miveraka ~ tapaka ~ tresaka ~ triatra ~ vaky hentana [1.1]
Explications en anglais Broken, as glass; split; split open [1.7]
Explications en français Brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée vakin > vaky
Partie du discours nom
Explications en malgache Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro
Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1]
Explications en français Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196]
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée vakin > vakina (vaky)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray
Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io
Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony
Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanànanay
Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra
Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo. [1.1]
Explications en français Qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse
Qu’on traverse
Qu’on met en déroute
Qu’on accuse [1.3]
Exemples 
1Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique) [1.3]
2Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3]
3Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3]
4Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3]
Morphologie 
Présent : vakina, vakiko, vakinao, vakiny, vakintsika, vakinay, vakinareo, vakin', vakin-, vakim-, vaki-
Passé : novakina, novakiko, novakinao, novakiny, novakintsika, novakinay, novakinareo, novakin', novakin-, novakim-, novaki-
Futur : hovakina, hovakiko, hovakinao, hovakiny, hovakintsika, hovakinay, hovakinareo, hovakin', hovakin-, hovakim-, hovaki-
Impératif : vakio