|
|
|
|

Entrée1 valaka
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3Mahatsiaro tena ho reraka noho ny hery lany nampiasaina; trotraka; kotra: Valaky ny asa tany Rabe. (Tsara homarihina ny mahasamy hala ny hoe: "sasatra, vizana, valaka ary trotraka": ny hoe "sasatra" dia ilazana fahatsiarovan-tena ho reraka noho ny fahenjanan' ny hozatra indrindra: Sasatry ny miandry; ny hoe "vizana" kosa dia noho ny tsy fiovam-pihetsehana indrindra: Vizan' ny mihorirana ny marary; ny "valaka", dia noho ny hamafisan' ny asa: Valaky ny asa tany izy, ary ny "trotraka", mitovy hevitra amin' ny valaka ihany saingy mafimafy kokoa indray). [1.1]
Explications en français  4fatigué, épuisé, harrassé.
5figuré: dont le poids ne suffit pas, inférieur. [1.3#804]
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés  74 combinaisons de ce mot
Proverbes  8 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  9 kalava, 10 lavaka, 11 valaka

Mis à jour le 2025/11/02