| Entrée | 1 vangiana |
| Radical | 2 vangy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka? [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be visited [1.2] |
| Explications en français |
6 qu'on visite [1.3] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 vaingana, 13 vangiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|