Entrée vanila
Partie du discours nom
Explications en malgache [ vanila, lavanila ] Zavamaniry karazana vahy misy voany lavalava tokony 25 sm ary tahaka ny ankikely ny habeny, manana fofona manitra izay mahatonga azy ho sarobidy noho izy tafiditra amin' ny fanamboarana zava-pihinana maro (sokolà, mofomamy...) sy fanaovan-taozava-manitra (savony, ranomanitra...) [1.1]
 [ vanilina ] [2.285]
 [ lavanila, lavanio ] Karazana vahy manome voa lavalava no sady manitra ary lafo vidy [1.13]
 [ lavanila ] Madagasikara no mpanondrana lavanila be indrindra eto amin'izao tontolo izao. Ny fanondranana lavanila eo amin'ny 1000 taonina dia mampiditra vola vahiny 60 miliara farantsa malagasy isan-taona. Saika vokatra avy amin'ny mpamboly ao amin' ny faritr' i SAVA ahitana an' Andapa, Antalaha, Sambava ary Vohimarina no aondrana. Tanatin' ny taona vitsivitsy anefa dia nidina hatrany ny vokatra azo noho ny anton-javatra maro: ny loza voajanahary (rivodoza); ny tsy fananan' ny tantsaha risipo sy fitokisan-tena, noho ny vidim-bokatra; ny fihenan' ny tany azo volena (fanongotana ny fototry ny lavanila hatao tanimbary amin' ny rotsakorana); ny fahanteran' ny fambolena lavanila sy ny fitombon' ny aretina mpahazo ny voly ka isan' izany ny fahalovan' ny faka tsikelikely. Ambonin' izany, ny fiakaran' ny vidim-bokatra dia mampitombo ny fifaninanana, amin' ny famokarana lavanila voatrolombelona ( vanilina ) sy eo amin' ny tany hafa mpamokatra hatramoin' izay sy ireo tany vao manomboka manao izany koa (Indônezia, Meksika, Bresily...)

... [1.62]

 [ vanila ] ( Vanilla planifolia) Vahy manana ravina matevina miloko maitso tanora, misy voany lavalava tokony ho 25 sm ary tahaka ny ankihikely ny habeny, mani-pofona, Amerika no fiaviany, tany mafana tsy dia mando loatra, tsy mihoatra 400 m ny haavo, lonaka, na tany roka no mety aminy, faritra atsinanana sy Nosibe raha ny eto Madagasikara, misy azy ihany kosa any Kômôro sy La Réunion, volana Jona ka hatramin' ny Desambra no mamony, Janoary ka hatramin' ny Avrily no mamoa, 8 na 10 volana aorian'ny famoniana, vao mamoa, tsy mba mandeha ho azy ny fandonahana ny vony, fa na ataon' ny tantely, na atao tanana, raharaha lehibe ny voly vanila, mila fikarakarana, be pitsopitsony, tsy latsaka izany ny fanamboarana azy: manomboka amin' ny fiotazana, ny fitanehana, ny fanahazana sy fitahirizana, ary miafara amin' ny fanondranana sy ny fivarotana; malaza sy lohalaharana amin' ny hatsarana ny vanilan' i Madagasikara, ary hatramin' izao aloha dia i Madagasikara no mpamokatra voalohany, ary i Etazonian' i Amerika no mpanafatra voalohany. [1.62]
 [ lavania ] Ny any amin'ny faritra SAVA izay mpamokatra ny ampahany betsaka amin'io voly io dia "lavania" no fitenenan'izy ireo azy [1.376]
Explications en anglais [ lavanila ] [French la vanille] vanilla [1.7]
Explications en français [ lavanila ] Vanille [1.8, 1.5, 1.13]
 [ lavanio ] Vanille [1.13]
 [ vanila ] (toute l'île) (du français Vanille). Vanilla planifolia Andrews ou Vanilla fragrans Ames (Orchidaceae). La vanille cultivée, originaire du Mexique et introduite à partir de la Réunion au 19e siècle, mais dont Madagascar est devenu un des premiers producteurs mondiaux. Condiment et parfum alimentaire bien connu, malheureusement remplacé le plus souvent par la vanilline synthétique ou même l'éthyl-vanilline qui n'est pas une substance naturelle. L'un des meilleurs ouvrages sur la culture de la vanille est dû à un agronome et phytopathologiste français, G. Bouriquet : Le vanillier et la vanille dans le monde, in-8°, 545 pages. Lechevalier édit., Paris, 1954. Une station expérimentale agricole sise à Antalaha, étudie à Madagascar les problèmes de la vanille ; ses rapports n'ont malheureusement jamais été publiés faute de crédits. Voir cependant J. Dequaire : L'amélioration du Vanillier à Madagascar, Journal d'Agriculture Tropicale et de Botanique Appliquée 23 (1976), p. 139-158. [1.196]
 [ lavanilina ] (du français « la vanille » ). Cultivée surtout sur la côte Nord-Est, la vanille, bien connue comme condiment et matière première de confiserie et chocolaterie, est une des principales exportations agricoles de Madagascar, qui reste l'un des grands pays producteurs. La préparation est délicate et exige de patientes manipulations. La production atteinte en 1929-1930 est de 875 000 kgs de vanille préparée. Elle est redescendue un certain moment lors du fait de la consommation de plus en plus importante de la vanilline de synthèse. Actuellement la production nationale est au environ de 3500T par an (Source MAEP) Les principaux pays destinataires de la vanille malgache sont les USA (57%), la France (15%), l'Allemagne (7%) et le reste en Europe (source MAEP). La vanille est cultivée pour ses fruits (gousses), qui sont riches en vanilline.Bien entendu, la vanilline n'est que l'un des constituants de la vanille naturelle et ne saurait la remplacer. La vanille, lorsqu'elle est bien préparée, jouit de propriétés stimulantes et notamment androgènes (Elle accroît par exemple le poids des vésicules séminales chez le jeune rat castré). Elle favorise les synthèses protéiques et la reconstitution musculaire. On peut la recommander utilement dans les états postopératoires ou post-traumatiques. Il semble qu'elle ait aussi un effet palliatif vis-à-vis de certaines hypertrophies prostatiques chez les vieillards. Pour ces diverses raisons, il serait hautement souhaitable qu'une plus claire distinction soit faite entre la vanille entière et la vanilline (naturelle ou de synthèse), dans toutes les législations concernant l'emploi de ces deux produits différents aussi bien dans le domaine alimentaire qu'en ce qui concerne les médicaments. Le personnel féminin travaillant dans les entrepôts de vanille peut présenter des signes de virilisation ou des anomalies du cycle menstruel. Ces troubles, qui constituent les signes du « vanilisme professionnel » ont été définis par des textes réglementaires. [1.196]
 [ lavanio ] La graphie lavanio est plus moderne ; utilisée notamment par le journal Fahaleovantenan'i Madagasikara n° 238, 28 Mars 3 Avril 1969 [1.196]
Nom scientifique Vanilla fragrans, Vanilla planifolia
Exemples 
1tany ambanivohitra moa dia potika ny voly vanila [4.27]
2Loharanon-karena ho an' ny firenena mamboly azy ny vanila [1.62]
3Anisan’ireo loharanom-bola voalohany ho an’ireo fianakaviana mpamboly any amin’ny Faritra SAVA ny voly lavania [1.376]
4Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina. [2.285]
5Toy izao ny zavatra hita tao : - tanim-pary malalaka sy fanaovan-toaka - lavanila, dimy alina fototra - kafe, dimy alina sy iray hetsy fototra... [2.508]
6Frantsay no hita izao, matetika, namaky fari-tany, na mpanao fanjakana izy, na mpanao sarin-tany, na olona tsotra nahazo tany malalaka hasaina, na hanalana hazo sarobidy, na hambolena kafe, vanila, dipoavra sns sns. [2.270]
Vocabulaire 
Origine Français: vanille.
Autres orthographes 
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/04/21