Entrée varialoha (vary, aloha)
Partie du discours nom
Définition malgache anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Analogues  vakiambiaty

2009/09/12