Entrée | variaminanana (vary, amy, anana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1] | |
Anagrammes | variaminanana, vary amin' anana |
Mis à jour le 2020/07/31 |