|
|
|
|

Entrée1  variana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Very hevitra:
4 Very ny firavako sarobidy ka variana aho
5 Lasa eritreritra:
6 Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso
7 Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo:
8 Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1]
Exemples  9  variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa. [2.324]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 avarina, 17 iravana, 18 variana

Mis à jour le 2025/11/17