|
|
|
|

Entrée (1/2)1  varoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny varoa dia bibikely mpanimba tafiditra teto amintsika taona vitsy izao.
4 Efa tany amin' ny taona 1950 no nahitana ny varoa, antsoina hoe
5 "Varroa destructor" amin' ny kaontinanta Azia. Ny taona 1966 no nambara ofisialy
6 ny maha biby manimba azy sy ny loza aterany. Rehefa niparitaka tany Eoropa izy
7 ny taona 1970 dia tonga teto amintsika ny taona 2010.
8 Bibikely mivelona amin' ny ran' ny renitantely ny varoa, ary manatody sy mitombo
9 haingana mihoatra ny fitombon' ny renitantely.
10 Azo lazaina ho toy ny karazana kongona na hao izy io, miloko mena matroka manompy volontany,
11 mirefy 1,1 hatramin' ny 1,2 mm ny halavany ary 1.5 hatramin' ny 1,6 mm ny sakany,
12 izany hoe toy ny loha-paingotra ny habeny. [5.mg.https://apimadagascar.files.wordpress.com/2012/09/livret_adygasy.pdf]
Vocabulaire  13  Zoologie: invertébrés 14  Zoologie: art vétérinaire
Analogues  15  varoazy

Entrée (2/2)16  varoa
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18 Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [Tanala] [1.196]
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  21 arova, 22 ravao, 23 varoa, 24 voara

Mis à jour le 2025/11/17