Entrée |
varongy
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Hazon' ala atsinanana, tsy dia mafy loatra, nefa maro mpitady hanaovana hazon-trano, hazon-kodiaran-tsarety, rafitra madinika... (Ocatea tricophlebia) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a common hardwood tree [Hallanger 1973]
|
Traduction française | arbre dont le bois est excellent pour la construction. Ocatea tricophlebia, Baker.
On distingue : varongifandrianakanga ;
varongifotsy ;
varongifotsimalailay, espèce de Plecospermum ;
varongimainty ;
varongimanitra ;
varongimena ;
varongiravimbanana, Ocatea tricophlebia ;
varongivoara.
[Abinal 1888]
|
| arbre qui donne un bois dur commun [Hallanger 1974]
|
/m:web>
Vocabulaire |
Nom scientifique | Ocatea tricophlebia |
Exemples | ary ny varongy koa, dia azo atao laona fitotoambary, fa izany koa no mahatsara ny varongy; [Callet: Tantara, page 58]
|
Web | Xylothèque de Jean-Claude Cerre
|
|