Entrée vavorona (vava, orona)
Partie du discours nom
Définition malgache Ireo lavak' orona roa hita amin' ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, saka sns..., mba hidiran' ny rivotra iainana ary koa hivoahan' ny rivotra izay vao avy niainana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the nostrils [Hallanger 1973]
Définition française les narines [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 

2010/12/21