Entrée vazina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka
¶ Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto
¶ Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [Rajemisa 1985]
Définition française Poudreux, boueux, sale
¶ Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [Abinal 1888]
Dérivations 
Citations 

Mis à jour le 2016/07/13