Entrée vehana
Partie du discours nom
Définition malgache Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [Callet: Tantara]
Citations 

Mis à jour le 2013/07/31