| Entrée | 1 velona ahiahy |
| Mots élémentaires | 2 velona, 3 ahiahy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Exemples |
5 Raha mbola niady tamin' i Egypta izy, dia velona ahiahy tamin' i Jodia ka nikasa mafy hamoritra izany tany izany hanaiky tanteraka ny fanapahany azy.
[1.38#34]
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|