| Entrée (1/2) | 1 venty |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fototry ny isa.
4Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato. 5Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry. 6Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza. 7Fitarihana hira. [1.1] 8habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana. [1.13] |
| Explications en anglais |
9substance; a unit.
[1.7] |
| Explications en français |
10substance.
[1.8] 11unité. [1.13] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 2027 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 22 venty |
| Partie du discours | 23 nom |
| Explications en malgache |
24Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs).
[1.1] |
| Vocabulaire | 25 Economie: finances, gestion |
| Tous les mots composés | 264 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|