Entrée | 1 vikinina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 vikina |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. |
Explications en anglais |
11 [1.7] to be jumped over |
Explications en français |
12 [1.8] qu'on saute |
Exemples |
13 [2.436#] Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana. |
Anagrammes | 14 ivikinan, nakiviny, navikiny, nivikina, vikinina, vinakiny, vinikina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |