Entrée vilana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1]
Explications en anglais Crooked, warped [1.7]
Explications en français évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [1.4]
 Tordu, qui dévie [1.8]
Exemples Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io. [4.27]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31