|
|
|
|

Entrée1  vinaingitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany [1.1]
Vocabulaire  4  Economie: alimentation
Article  5  run='/bins/randzavola?p=1011'>Randzavola: vinaingitra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2026/02/26