| Entrée (1/2) | 1 vinaly |
| Radical | 2 valy |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
4 (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny:
5 Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [1.1] |
| Explications en français |
6 à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille
[1.3#806] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 10 voavaly |
| Entrée (2/2) | 11 viñaly |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 renianaka
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 14 valiny, 15 vilany, 16 vilina, 17 viñaly, vinaly, 18 vinila |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|