Entrée | 1 vingivingy |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vingy |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
20 [1.1] Fitondran-javatra amin' ny tendron-tanana ihany, toy ny zavatra maivan-kely Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, faniratsirana. |
Synonymes | 21 vingy |
Mis à jour le 2025/03/30 |
![]() |