Entrée | 1 vinimbina |
Radical | 2 vimbina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 8 vimbinina, 9 vinimbina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |