| Entrée | 1 viraviraina |
| Radical | 2 viravira |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako!
5 Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona? 6 Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be rent, to be torn asunder
[1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on déchire, qu'on tiraille
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|