Entrée voaangona (angona)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  voangona [3.1]
Morphologie 
voaangona
voaangoko
voaangonao
voaangony
voaangontsika
voaangonay
voaangonareo
voaangon'
voaangon-
voaangom-
voaango-
Exemples 
1Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; [Baiboly]
2Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao. [FOFAFIPE: Haivola]
3Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona. [Andriamalala: Vohitry]
4fa ampy sy manan'amby aza ny zavatra voaangona hanaovana izay hatao rehetra. [Baiboly: 2:036:007/Eksaody 36:7..]

2019/04/17