Entrée voadiadia
Partie du discours adjectif
Définition malgache Efa nihinanana (fiteny amin' ny sakafo, vary sy laoka efa nihinanana, ka tsy sahy aroso homena ny vahiny intsony) [Rajemisa 1985]

2011/12/27