Entrée voahidy (hidy)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé) [Abinal 1888]
Synonymes nohinidy
Exemples 
1Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra. [Wresinski: Mahantra]
2Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [Rapatsalahy: Kintana]
Citations 

Mis à jour le 2021/03/01