Entrée voakajy (kajy)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française traité avec attention, bien fait, soigné [Abinal 1888]
Synonymes kinajy
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ny fiantsoana miaramila ho lasa manamboninahitra ambony, tsy voakajy ary tsy nahatsinjo lavitra, izay natao hatrizay ary mbola atao tsy am-peheverana mandrakizao, dia mainka koa mampihombo ny aretina [SeFaFi , 2012/09/17]

Mis à jour le 2020/07/31