Entrée voana
Partie du discours   nom
Définition malgache   karazana biby tsy manana hazon-damosina [SLP: Voambolana]
   [ voaña ] [Bezanozano, Tanala] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Rakotosaona 1972]
   [ voaña ] [Sihanaka] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Rakotosaona 1972]
Définition française   insecte [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Analogie   voana fandrava ~ voana mahasoa

2009/11/07