|
|
|
|

Entrée1  voasaraka
Radical  2 saraka
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 qu’on a séparé [1.3#579]
Exemples  5  Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra. [2.503#10]
Synonymes  6 sinaraka

Mis à jour le 2025/09/12