| Entrée | 1 voatafo |
| Radical | 2 tafo |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3#642] |
| Exemples |
6 Ny trano tamin' izay, dia mbola tsy voatafo, ka samy namonjy nialoka aloha ny olona.
[2.649#1006]
|
| Synonymes | 7 tinafo |
| Anagrammes | 8 afovato, 9 vatoafo, 10 voatafo |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|