|
|
|
|

Entrée1  voataiza
Partie du discours  2  participe passé
Radical  3  taiza
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#649] qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné
Exemples  6  [2.285#98] Satria lazainy fa finoanoampoana mpahazo ny olona tsy nahita fianarana io, ka tsy tokony hanelingelina ny eritreritry ny olona mazava saina sy voataiza ara-tsiansa.
Synonymes  7  tinaiza

Mis à jour le 2025/07/29