| Entrée | 1 voatoto |
| Radical | 2 toto |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
4 pilé, piétiné, frappé avec la corne
[1.3#735] |
| Exemples |
5 Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina.
[2.606#213]
6 Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama. [2.528#130] |
| Synonymes | 7 tinoto, tonoto |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|