Entrée vokoka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina
¶ Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise bent over, stooped [Hallanger 1973]
Définition française courbé, voûté [Hallanger 1974]
Dérivations 

Entrée vokoka
Partie du discours nom
Définition malgache fivohitry ny hazon-damosina [SLP 1986]
Définition française cyphose [SLP 1986]
Vocabulaire 

2013/08/04