|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vokovoko
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [1.1]
Explications en anglais  4  the figure X; a cross [1.7]
Explications en français  5  croix, forme de la lettre X [1.8]
6  croix [1.13]
Exemples  7  Manatòna ny vokovoko mena. [2.117#33]
8  Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69#0]
9  Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285#109]
Tous les mots composés 
Analogues  19  vokovokomisompirana

Entrée (2/2)20  vokovoko
Partie du discours  21  nom
Explications en français  22  (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  23  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/09/19